Lake Village Ivato

Tonga nitsidika ny fandrosoan’ny asa fananganana ireo trano lehibe misy rihana efatra teny amin’ny Lake Village Ivato ny Sekreteram-panjakana misahana ny Tanàna vaovao sy ny Toeram-ponenana Andriamatoa Gérard ANDRIAMANOHISOA ny Alakamisy 24 Martsa 2022. Nandray azy sy nitondra ny fanazavana momba ny asa sy ny tetikasa ny Tale Jeneralin’ny Agence Nationale d’Appui au Logement et […]