💭 Toy ny ahoana ny ao anatin’ny efitrano?

❓❔❓

Iray amin’ireo appartement nasehon’ny Sekreteram-panjakana ny « appartement T4 », appartement izay mirefy 114m2. Malalaka ny efitra izay ahitana ny « living room », ny efitrano fandriana, lakozia hatramin’ny « débarras ».

Nametrahana fanaka ny efitra nahafahan’ny mpitsidika mahazo an-tsaina ny endriky ny efitra tsirairay.

Appartement « nu » na foana kosa no ho sitrahan’ny mpanjifa eo am-pandraisaina ny fotodrafitrasa araky ny fanazavana.

#appartementT4 #lakevillageivato