
Zoma 11 febroary 2022
PK180 Ramala Mahatsinjo RN4, District Maevatanana, Faritra BetsibokaNanatanteraka fambolen-kazo ny SENVH Sekreteram-panjakana Tanàna Vaovao sy Toeram-ponenana sy ireo rantsamangaikany dia ny: ANALOGH sy ny SEIMad.
Nifanampy tamin’izany: ny Governora Faritra Betsiboka sy ny ekipany, ny Prefektiora, ny Solombavambahoaka voafidy tao Maevatanana, ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny DREDD ary ny Zandary sy ireo mponina teny an-toerana.
Zanakazo 1 824 isa no voavoly ary efa nifanarahana tamin’ny mponina sy ny tompon-tany ny fanaraha-maso izany.
Natao izany rehetra izany mba ho antoky ny ho avy sy ny fanatsarana ny tontolo iainantsika.
#Madagasikara #tanindrazana #ANALOGH #tetikasa2022
L’Agence Nationale d’Appui au Logement et à l’Habitat (ANALOGH), créée en 2011, est un établissement public rattaché au Secrétariat d’État en charge des Nouvelles Villes et de l’Habitat.
Lot III.i Soanierana Ankadimbahoaka, Boulevard Général Richard RATSIMANDRAVA- ANTANANARIVO-101
www.analogh.mg
+261 34 33 911 11
contact@analogh.mg
Copyright © 2022 ANALOGH – Powered by ANALOGH.